Teny iditra | teboka aman-paingo | |
Singan-teny | teboka ; amana ; paingo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mari-pijanonan-tsoratra: -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Semicolon [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Point-virgule [1.5, 1.13] | |
Marika iraisam-pirenena | ";" [3.1] | |
Voambolana | Haiteny | |
Mpanahaka | teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana | |
Tsanganana sy sary iray takila | Mari-tsoratra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |